|
|
|
|

Entry1  tsy hita noanoa
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tsy hita, noanoa
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina
Explanations in English  6  [1.2] [tsy hita, not seen.] very deep.
7  [1.7] bottomless (of a chasm)
Explanations in French  8  [1.8] sans fond, très profond
Examples  9  [2.895] Teti-karena tsy hita noanoa no voababony.
10  [4.27] tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanĂ na;
11  [2.472] Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany.
Synonyms  12  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba

Updated on 2025/08/10