|
|
|
|

Entry1  tsy midi-drova
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tsy, miditra, rova
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina

Updated on 2025/07/29