Entry | 1 tsy misy madilana hotentenana |
Elementary words | 2 tsy, 3 misy, 4 madilana, 5 tentenana |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1] |
Synonyms | 8 tsy misy madilana maito hotohizina |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |