|
|
|
|

Entry1  tsy misy tomika
Elementary words  2  tsy, 3  misy, 4  tomika
Part of speech  5  locution
Examples  6  Nanantena ny fanjakana fa ho avy Antsihanaka, handeha isam-batana, isan-drafitra sy isan-tsokajy, hiladilady, haneho ny "firaiketana tsy misy tomika". [2.472]
7  Fa mahitsy ny tenin'ny Tompo, ary tanteraka tsy misy tomika ny asany rehetra. [2.996]

Updated on 2025/10/11