Entry (1/2) | 1 vahiny |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 6 12 words containing vahiny |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha |
Explanations in English |
8 [1.7] a stranger, a foreigner, a guest |
Explanations in French |
9 [1.8] étranger; hôte |
Examples |
10 [2.445#] Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. 11 [2.270#] vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. 12 [2.472#] Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word vahiny |
Entry (2/2) | 14 vahiny |
Part of speech | 15 noun vahy and pronoun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha |
Anagrams | 19 haviny, hivain, hivany, hivina, nihavy, vahiny, vihina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |