|
|
|
|

Entry (1/4)1  vakoka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1#1008] Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana
6  [2.436#107] masombolafotsy lehibe fanao haingo fehin-tanana na tongotra
7  [1.62#1076] rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana
Explanations in English  8  [1.7] a silver chain
Explanations in French  9  [1.3#804] une grande chaîne d'argent
10  [1.8] chaîne d'argent
Examples  11  [2.48] ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo
12  [2.113] Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany.

Entry (2/4)13  vakoka
Part of speech  14  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  18  [1.1#1008] Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana.
19  [1.62#1076] akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana
Explanations in English  20  [1.7] inherited treasure; Malagasy traditions
Explanations in French  21  [1.3#804] trésor
22  [1.8] trésor dont on hérite; traditions
Examples  23  [1.320] Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto.

Entry (3/4)24  vakoka
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  [1.196] (sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre. [Betsileo]
Vocabulary  27  Botany
28  Beliefs
Scientific name 

Entry (4/4)30  Vakoka
Subtitle  31  Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache
Part of speech  32  name (book title) [Full list]
Elementary words  33  vakoka
Vocabulary  34  Literature: books
Author  35  Rajemisa-Raolison Régis
Publishings  36  1948.
37  1955.
38  Ambozontany. 1957. Height: 22cm. Width: 14cm. Pages: 271.
39  Ambozontany. 1965. Height: 19cm. Width: 14cm. Pages: 334.

Anagrams  40  kavako, kavoka, kovaka, vakako, vakoka, vokaka

Updated on 2025/08/10