|
|
|
|

Teny iditra1  valalanamboa
Singan-teny  2 valala, 3 amboa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 Phyrnateus saxosus, Coq. [1.3#772]
Ohatra  6  Tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika ka 'ndeha isika hisasa 'ndeha hiala loza fa tohatra an'Ilaitoatsiary [2.131#409]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tsipelina hafa  8 valalan' amboa
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09