Entry | 1 valoambinifolo |
Elementary words | 2 valo, 3 amby, 4 folo |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 jereo valo ambin' ny folo [0] |
Examples |
7 valoambinifolo no tontalinay teo.
[2.366#]
8 Noraisiko tamim-pifaliana ny hanao izany satria hatramin' izao dia tsy misy boky mitantara ny foko valoambinifolo eto Madagasikara voasoratra amin' ny' teny malagasy afa-tsy ity irery. [2.508#] |
Vocabulary | 9 Mathematics: arithmetic |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |