|
|
|
|

Entry (1/2)1  vaovao
Root  2  vao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany [1.1]
5  zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro [1.64]
Explanations in French  6  actualités, informations, nouvelles [1.64]
Examples  7  Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [2.472]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Analogs  10  maresaka

Entry (2/2)11  vaovao
Root  12  vao
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14  Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro
Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy [1.1]
Explanations in English  15  new [1.7]
Explanations in French  16  nouveau, neuf [1.8]
Examples  17  Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470]
18  Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. [2.472]
19  Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. [2.583]
All compound words  20  rary vaovao
Analogs  21  maresaka, mahoraka, resaky ny olona, ambentin-dresaka, teny mandeha, sahoa, tsaho, honohono, tsahotsaho, fary mitety reny, siosio

Anagrams  22 avoavo, 23 ovaova, 24 vaovao, 25 voaova, 26 voavao, 27 voavoa

Updated on 2025/10/08