|
|
|
|

Entry1  variana
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Very hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho
Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso
Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory
Examples  8  [2.324] variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa.
Proverbs  9  Proverbs containing the word variana

Anagrams  10  anariva, aravany, avarina, iravana, ravanay, variana

Updated on 2025/01/21