|
|
|
|

Entry1  varo-maty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] varotra entana tsy azo averina intsony na manao ahoana na manao ahoana
hevitra an' ohatra: fahafatesana
Explanations in French  4  [1.3] vente définitive
Examples  5  [2.895#] izao vao tena tsaroany fa varomaty aminy ny fony.
Elementary words  6  varotra, maty
Proverbs  7  Proverbs containing the word varo-maty

Anagrams  8  ivarotam, miavotra, mivarota, mivoatra, varo-maty, voamitra

Updated on 2025/01/21