Entry (1/2) | 1 varotra |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 10 57 words containing varotra |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. |
Explanations in English |
12 [1.7] selling, trade, commerce |
Explanations in French |
13 [1.3, 1.8, 1.13] vente, commerce 14 [1.3] négoce, trafic, marchandise |
Examples |
15 [2.470] Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. 16 [2.48] Ny fanambadiam-varotra|barotra|baro-varotra|barotra|baro, ny varotra|barotra|baro misy rahateo. |
Vocabulary |
17 Economy: (in general) |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word varotra |
Article |
19 Randzavola: varotra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 20 varotra |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 [1.196] (déformation de voarotra). Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles. [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
23 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 25 ravatro, varatro, varotra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |