Entry | 1 vary misy ro ka haronina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona manaonao foana, tsy mahalala fomba toy ny ankizy izay mangaron-tanana ny vary misy rony |
Elementary words | 4 vary, misy, ro, ka, haronina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |