|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatoasana |
| Singan-teny | 2 vato, 3 asa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vato fanasana harena na fanakosehana ody
[Sihanaka]
[1.78] 6 fandranitana antsy na fiasana, vato fandrangitana antsy na fiasana [Tanala] [1.78] 7 Karazam-batovary malemy volo atao fandranitana fiasana, toy ny antsy, hety 8 Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy [1.1] 9 vato fanasana fitaovam-piasana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 a stone used for grinding knives, etc., a grindstone.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 meule
[1.13] |
| Ohatra |
12 ny feny an-ila vatoasana.
[2.69#]
|
| Tovy hevitra | 13 vatovary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|