|
|
|
|

Teny iditra1  vatovary
Singan-teny  2 vato, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 vato mamasipasika fanasana angady [Sihanaka] [1.78]
6 Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 grès [1.13]
Voambolana  8  Haibolantany
Tovy hevitra  9 vatoasana, vatodidy

Fivaditsoratra  10 varivato, 11 vary vato, vatovary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05