|
|
|
|

Teny iditra1  vatodidy
Singan-teny  2 vato, 3 didy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-bato menamena madini-bolo sady malemilemy no tsy dia malama, ka atao fandranitana antsy tsara na fiasana (rehefa voavoatra toy izany ny vatodidy dia atao hoe vatoasana) mora pehina koa ny vatodidy ka ampiasaina hanaovana sary na haingontrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a soft kind of stone, used in ornamental stonework, and making lamp-stands and hearths. It is probably a kind of actinolite schist. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 grès [1.13]
Ohatra  8  Nisy fanaovan-jiro vatodidy lava tongotra teo afovoan' ilay efitra. [2.643#]
9  misy fanaka maro vita tamin'ny vatodidy, toy ny vilany, vilia kely fandoroana emboka, vilia tsangambava, sns. [2.508#]
Voambolana  10  Haibolantany
Tovy hevitra  11 vatovary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11