|
|
|
|

Entry (1/2)1  vazo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia atao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [1.1]
Explanations in French  4  Femme entretenue, maĆ®tresse [1.3]
Examples  5  tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[2.131]
All compound words  6  3 combinations of this word
Vocabulary  7  Relationships: family
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Entry (2/2)9  vazo
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [1.1]
Explanations in French  12  Chanson, romance, chansonnette, complainte [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Anagrams  21 vazo, 22 voza, 23 zavo, 24 zova

Updated on 2025/10/08