Entry | 1 vitrana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany Fanakambanana Fampirindrana. |
Explanations in English |
15 [1.7] a seam, a lengthwise joint |
Explanations in French |
16 [1.8] couture (faite entre deux pièces), joint dans le sens de la longueur |
Examples |
17 [2.996#] fa tsy nisy vitrana ny akanjony, fa tenona iray ihany. |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word vitrana |
Anagrams | 19 avitran, navitra, nivatra, vatrany, vitrana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |