|
|
|
|

Entry1  voafaritra
Part of speech  2  past participle
Root  3  faritra
Morphology 
4  Past :
All compound words 
Explanations in English  6  [1.2] marked out, having boundary lines set.
Explanations in French  7  [1.3#155] circonscrit, limité
8  [1.13] délimité; compris entre
Examples  9  [2.470] Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
10  [2.472] Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy:
Synonyms  11  finaritra

Anagrams  12  voafaritra, voarafitra, voarifatra

Updated on 2025/08/10