|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voafingana |
| Fototeny | 2 fingana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be tripped up, to be supplanted.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 entravé
[1.3#171] |
| Ohatra |
6 Ny mieritreritra an' Ikemba ho voafingana teo amin' ny fitondrantena dia lavitra ny sain' i Bina.
[2.499#]
|
| Tovy hevitra | 7 finingana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|