|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voafotsy
Fototeny  2 fotsy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 whitened, cleaned. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 blanchi, approprié [1.3#191]
Ohatra  6  Efa voafotsy ny halotoana. [2.499#100]
7  ary koa fotsimbary madio (tsy fanao ny gamela, na vary mbola tsy voafotsy tsara. [2.245#20]
Tovy hevitra  8 finotsy

Teny iditra (2/2)9  voafotsy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 voankazo avy amin' ny hazo kely maniry; fanao fisotro mahasalama ny raviny raha ampangotrahina. [1.1]
12 fandramana [Betsileo] [1.1]
13 kirandrambavy [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 a shrub, the leaves of which are used as a substitute for tea; also employed for strangury and gonorrhea.
15 A decoction of the same is used in cases of ascites. Aphloia theaeformis, Benn., same as fandramanana [1.2]
16 Also Psychotria obtusifolia, Lam., same as kirandrambehivavy [Betsimisaraka] [1.2]
17 also a species of Alsodeia. [Sihanaka] [1.2]
18 a plant used to make a kind of tea [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 arbuste dont les feuilles servent à faire une boisson comme celle du thé. Aphloia theaeformis, Benn. [1.3]
20 plante pour faire le thé [1.8]
21 (de voa : fruit, et fotsy : blanc).
22 Nom et identité déjà dans Malzac. Aphloia theiformis (Vahl) Benn. (Aphloiaceae).
23 Les petits fruits blancs sont comestibles mais sans grand intérêt. [Merina, Bezanozano, Betsileo] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  25 fandramanana, kirandrambavy, kirandrambehivavy, ravimboafotsy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17