|
|
|
|

Entry1  voankena
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  voa, hena
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] ny voan' ny omby, izay be mpifady
Explanations in English  6  [1.7] beef kidneys
Explanations in French  7  [1.8] rognon de boeuf
Examples  8  [2.298#] hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny.
9  [2.245#] Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony?
Proverbs  10  Proverbs containing the word voankena

Anagrams  11  nanevoka, voankena, vokenana

Updated on 2025/08/10