|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voanongo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaran-kafa ilazana ny tanantanampotsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de voa : fruit ; et nongo : qui a un rebord ; allusion à la soudure des trois loges du fruit qui reste bien visible). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae).
[Tanala, Betsileo, Sakalava, Tankarana]
[1.196] |
| Ohatra |
5 Fa tamin' izany, jiro voanongo ihany no fantatro.
[2.472]
|
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 7 tanantanampotsy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|