|
|
|
|

Teny iditra1  voa roa ohatra ny dakam-boriky
Singan-teny  2 voa, 3 roa, 4 ohatra, 5 daka, 6 boriky
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 tongotra roa no indray mamely any aoriana ka raha voany voa mafy mihitsy; voa indroa miantoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12