|
|
|
|

Teny iditra1  voatabia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a tomato [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 tomate [1.8, 1.5]
5 (de voa : fruit ; et tabiha : gloire, honneur ; allusion au prestige dont jouit ce fruit).
6 C'est l'un des noms de la Tomate : Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). [1.196]
Ohatra  7  Ron-tsaramaso sy voatabia no tan-dovia; [2.470#14]
8  Voan' ny voatabia ny akanjoko, tompoko. [2.4#92]
9  Tsy inona anefa fa anamamy sy patsa ary voatabia ihany, saingy nasiany toton-tsakamalao, dia nendasiny tamin' ny menaka aloha vao noranoiny kely nataony ketsaketsa. [2.285#297]
Voambolana  10  Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  11 voatabiha, voatabihy
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17