|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatabiha |
| Singan-teny | 2 voa, 3 tabiha |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavamaniry, ny voany menamena malemy, fanao fangaron-daoka matsiro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a tomato
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 tomate
[1.8] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: voankazo |
| Tsipelina hafa | 9 voatabia |
| Tovy hevitra | 10 voangilombazaha |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|