Entry | 1 volamena |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 vola, mena |
Morphology |
|
All compound words | 6 12 words containing volamena |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. 8 [1.13] karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena |
Explanations in English |
9 [1.7] gold |
Explanations in French |
10 [1.6] [Tanala]
or. Associé au monde du ciel 11 [1.3, 1.8, 1.13] or 12 [1.5] or (métal) |
International |
13 [3.1] Au |
Examples |
14 [2.996] Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena 15 [2.470] Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. 16 [2.471] Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. |
Vocabulary |
17 Chemistry |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word volamena |
Tables and plates |
19 Periodic Table |
Article |
20 Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Anagrams | 21 valomena, volamena |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |