|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vomangafaladiangisa |
| Singan-teny | 2 vomanga, 3 faladia, 4 gisa |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 karazam-bomanga izay miendrika faladian-gisa ny raviny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 patates dont les feuilles sont en forme de patte d'oie
[1.3] 8 (« patte d'oie » ; allusion à la découpure anguleuse des feuilles). [1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|