|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vombona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 5 vombo, vovona |
| Kamban-teny rehetra | 6 tai-bombona |
| Teny iditra (2/2) | 7 vombona |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Ny riran-damosin' ny hazandrano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the fins of a fish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 nageoire
[1.8] |
| Voambolana | 12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 13 vombo, vovona |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|