|
|
|
|

Entry (1/2)1  vondrona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
All compound words  7  28 words containing vondrona
Explanations in Malagasy  8  [1.78] [Bara] [vondroña] andiany
9  [1.1] Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray
Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana)
Explanations in French  10  [1.3#854, 1.5#339] groupe
11  [1.3#854] réunion, agglomération
12  [1.5#339] ensemble
Examples  13  [2.472] Misy filoha ny isam-bondrona.
14  [4.27#] olona tsy andairan' ny tsindry aloka ataon' ny matanjaka sy ny vondrona politika sasany.
15  [4.27#] Ny hevitry ny Vondrona Eropeana dia sady manjavozavo no miovaova, tsy miombon-kevitra mantsy ny mpikambana ao.
16  [2.245] Hanjary toa entam-bondrona, ka mievotrevotra tsy hahavaky tratra antsika mianakavy.
Vocabulary  17  Politique

Entry (2/2)18  vondrona
Part of speech  19  noun
Derivatives 
20  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  24  [1.1] Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona)
Explanations in French  25  [1.196] (sens général : réunis en groupe). Typha angustifolia L. (Typhaceae). Appelé en français : Massette ou « Jonc de la passion ». La souche jeune est consommée comme légume après cuisson. Les tiges servent en sparterie pour faire des nattes grossières. On les brûle pour obtenir un sel par lixiviation des cendres, le siravondrona, utilisé en cuisine et pour rembourrer les coussins. Cette plante a donné son nom à la montagne dite Ambondrombe [Merina]
26  [Betsileo]
Examples  27  [2.472] Ny sira dia nosoloina sira vondrona na sira hazo.
28  [2.48] ny ranon-davenona andorana ny vondrona, dia tanehiny ny olona atao sira amidy any an-tsena.
Vocabulary  29  Botany: (in general)
Scientific name 

Anagrams  31  avondron, navondro, vondrona

Updated on 2025/08/10