|
|
|
|

Entry1  voninkazo
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  vony, hazo
All compound words  4  11 words containing voninkazo
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra
Explanations in English  6  [1.7] a flower
Explanations in French  7  [1.8] fleur
8  [1.196] (de vony : fleur et hazo : arbre). Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe. Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés.
Examples  9  [2.817#] voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
10  [2.529#79] Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona!
Vocabulary  11  Botany: (in general)
Proverbs  12  Proverbs containing the word voninkazo
Illustrations 
13  14  15 

Updated on 2025/08/10