|
|
|
|

Entry (1/3)1  votsotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mivaha, miboraka (kofehy, tady...): Votsotra ny kofehy ka lasa ilay ondry
Afaka tamin' ny gadra na ny fanandevozana: Votsotra ireo mpifatotra telopolo
Main' ny zavatra mangotraka na voan' ny kapoka mandrivorivo ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Votsotra mihitsy ny tongony vao nalefan' ilay tsy mifaditrovana iny izy [1.1]
Explanations in English  4  escaped, freed [1.7]
Explanations in French  5  échappé, libéré [1.8]
Examples  6  iza, na andevo avy aiza no nandositra ka tafiditra aty dia votsotra ka tsy azo andevozina intsony. [2.508#465]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  20  4 combinations of this word

Entry (2/3)21  votsotra
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  zaza teraka dia maty [Tambahoaka] [1.78]

Entry (3/3)24  votsotra
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  Action d'effeuiller une branche à la main [1.196]
Examples  27  Izay tandrifin' iny karavasy iny, votsotra ny hodiny. [2.643#36]
Vocabulary  28  Botany: (in general)

Updated on 2025/10/08