|
|
|
|

Teny iditra1  zafiafy
Singan-teny  2 zafy, 3 afy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 zanaky ny zafy [Taisaka] [1.78]
6 Zanaky ny zafy, zana-jafy, na taranaka fahatelo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a great-grandchild [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 fils de petits-fils ou troisième génération [1.3, 1.54]
9 arrière petit-enfant [1.8]
Ohatra  10  Niterahana ny zanaka sy zafy sy zafiafy. [2.59]
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12