|
|
|
|

Teny iditra1  zafin-dohalika
Singan-teny  2 zafy, 3 lohalika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 la quatrième génération [1.3]
[zafindohalika] 7 quatrième génération [1.54]
Ohatra  8  Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika. [4.27]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12