|
|
|
|

Teny iditra1  zaobavy
Singan-teny  2 zaotra, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a sister-in-law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [zaovavy] 6 belle-soeur [1.54]
7 belle-soeur [1.8]
Ohatra  8  Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293#]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07