|
|
|
|

Entry1  zavaboary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny zavatra rehetra noarina, izany hoe nisy mpanao fa tsy nisy ho azy: Ny anjely sy ny olombelona no ambony indrindra amin' ny zavaboary rehetra
ny fitambaran' ny zavatra hitan' ny maso manonidina ny tena, toy ny habakabaka, ny rano, ny hazo: Lasam-binany izy nandinika ny zavaboary tamin' io maraina io
4  [1.62#1140] fitambaran' ny manana aina, manan-kery, mihetsika na tsia ary mitoetra ato amin' izao tontolo izao sy eny amin' ny habakahaka
Explanations in French  5  [1.13.fr#233] nature
6  [1.5#346] [zava-boary] nature
Examples  7  [2.445#72] Satria tazako mantsy fa mbola misy ireo zava-boary maro be ireo
8  [2.606] Izy no tompon'ny zavaboary ka manamboatra azy araka izay tiany.
9  [2.314#67] voalohany, betsaka ny mety hahafaly, hoy izy, eo amin'ny zava-boary
10  [2.314] Akory izany fahaizany milazalaza ny toetran'ny zavaboary amin' izany fotoana izany!
Elementary words  11  zavatra, voary
Other spellings  12  zavaboaary, zavaboaary, zavaboary

Anagrams  13  voabarazy, zavaboary

Updated on 2025/01/21