Entry | 1 zavajavatra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 zavatra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana |
Examples |
5 [2.470#] Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena. |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |