|
|
|
|

Teny iditra1  zavamaniry
Singan-teny  2 zavatra, 3 maniry
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 plante, végétation [1.13]
7 Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses (maniry vient de tsiry).
8 Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle (aina).
9 Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes. [1.196]
Ohatra  10  Manan' aina ny zavamaniry rehetra. [2.332]
11  Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117]
12  Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508]
Voambolana  13  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17