|
|
|
|

Entry (1/2)1  zavatra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
5  Imperative :
Derivatives 
6  Passive verbs :
7  Names :
All compound words  8  69 words containing zavatra
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana
Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana
Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra
Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io
Explanations in English  10  [1.7] a thing
Explanations in French  11  [1.3#870, 1.8] chose; objet
12  [1.3#870] le beau, le parfait, le principal
13  [1.405] [Sakalava-Mayotte] objet appartenant à autrui ou à soi, chose
Examples  14  [2.470] zavatra, zavatra, zavatra, zavatra, hoy ny lahy nampandihy soroka sy nalaina hanazava tsara ny valin' ny fanontaniana
15  [2.472] Ary angamba rehefa hangata-javatra izy amin' ny manaraka, tsy hahazo intsony
16  [2.48] Ary ny mpitondra zavatr' andriana:
17  [2.996] Fofon' ain' ny herin' Andriamanitra izy, zavatra avy amin' ny voninahitry ny Tsitoha irery ihany, ka tsy azon-java-maloto kely akory ilatsahana.
Analogs  18  raha
Proverbs  19  Proverbs containing the word zavatra

Entry (2/2)20  zavatra
Part of speech  21  noun
Morphology 
22  Simple :
23  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  28  [1.1] Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo
Explanations in English  29  [1.7] a spirit of some sort
Explanations in French  30  [1.3#870, 1.8] fantôme
31  [1.3#870] sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant
32  [1.8] esprit
Proverbs  33  Proverbs containing the word zavatra

Updated on 2025/08/10