Entry | 1 zaza ampy mihira |
Elementary words | 2 zaza, 3 ampy, 4 mihira |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 (ny hevitry ny mihira eto dia milalao) : ny zaza roa voalohany izay hateraky ny zazavavy avoaka hampakarina, ka iadian' ny ray aman-dreniny varotra ho azy; koa amin' ny kabarim-panambadiana dia tafiditra ao amin' ny tenin' ny mpamoaka ny hoe : "Ary ny zaza ampy mihira dia anay" [1.10#A.496] 7 zaza efa voafandriky ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [1.1] |
Explanations in English |
8 the first two children of a daughter claimed by her father as his own, and who are not to be considered the children of her husband [1.2#799] |
Explanations in French |
9 se dit des enfants réservés par les parents de l'épouse future mère [1.3#33] |
Examples |
10 Koa raha avy izay anomezan’ Andriamanitra azy zaza, raha sitrapony, ny zaza ampy mihira, tompoko, dia anay, arak’ izay nentin-drazana, ka tsy maintsy lazaina aminareo
[2.346#36]
|
Updated on 2025/10/11 |
![]() |