Entry | 1 zioga |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in English |
5 [1.7] an ox-yoke |
Explanations in French |
6 [1.8] joug |
Examples |
7 [2.472] Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. |
Vocabulary |
8 Economy: breeding, farming |
Other spellings | 9 jioga |
Article |
10 Randzavola: zioga ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 11 giazo, zioga |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |