Entry | 1 zotra |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 10 16 words containing zotra |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina 12 [1.13.mg#235] ny aleha, ny hitsy |
Explanations in French |
13 [1.3#875] action d'aller, de marcher, de filer droit 14 [1.13.fr#235] direction |
Examples |
15 [2.4#] zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe. 16 [2.356#] Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe. |
Anagrams | 17 azotr, zotra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |