|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 faroratra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra maditidity miraikidraikitra
Ny tadim-polihala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie [1.3]
6 Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée. [1.196]
Ohatra  7 Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany. [2.69]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  15 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  16farora-manga

Teny iditra (2/3)17 faroratra
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 hala (bibikely) [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  20 a provincial name for a centipede or spider. See trambo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21 espèce d'araignée ; araignée (ses fils). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  22 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  23fararotra

Teny iditra (3/3)24 Faroratra
Sokajin-teny  25 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  26 Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby. [2.48]
27 ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48]
Voambolana  28 Finoana
Tsipelina hafa  29rafaroratra, rafaroratra
Tsanganana sy sary iray takila  30 Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  31 fararotra, 32 faroratra, Faroratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02