Entry | Karemy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fepotoana efapolo andro manomboka ny Alarobian' ny lavenona ka miafara amin' ny asabotsy masina, ifadian' ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana [1.1] | |
Explanations in English | Lent [1.7] | |
Explanations in French | Carême [1.3] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Origin | French: carême. | |
Anagrams | Karemy, marike, meraky, merika, mikera, mireka |
Updated on 2020/07/31 |