|
|
|
|

Entry1  anao
Part of speech  2  pronoun [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.78] [Tanala] ianao
13  [1.1] Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ?
Explanations in English  14  [1.2] Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.)
15  [1.7] you (singular, as object); yours
Explanations in French  16  [1.3] Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire.
17  [1.5] Te, toi.
18  [1.8] vous (singulier - objet); vôtre.
19  [1.6] [Tanala] Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier).
1. (sujet): tu, toi.
2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés
Explanations in Italian  20  [1.18] te
il tuo
Examples  21  [2.470#] Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako.
22  [2.270#] Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao.
23  [2.332#] Nefa natory tsara ny fahitako anao.
Analogs  24  ianao, -nao
Tables and plates  25  All the pronouns

Updated on 2025/08/10