|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ianao |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy
4 ka atao teny lazaina: 5 Amin'ny firy no handeha ianao? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[hianao]
6 thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your,
7 and e'gnui o thou.] Compare anao. [1.2] 8 same as hianao [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[hianao]
9 vous (employé pour toi)
[1.3] 10 vous (respect) [1.5] 11 même que hianao [1.8] 12 (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi. [Tanala] [1.6] |
| Ohatra |
13 Hahita loza ianao!
[2.528#]
14 Manao ahoana ianao, anaka? [2.4#] 15 ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470#] 16 Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445#] |
| Tsipelina hafa | 17 hianao |
| Mpanahaka | 18 anao, 19 ao, 20 ialahy, 21 ise, 22 nao |
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
24 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 25 aoina, ianao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|