|
|
|
|

Entry (1/2)1  irery
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy
Explanations in English  11  [1.7] solitary, alone
Explanations in French  12  [1.3#282, 1.8] seul
13  [1.3#282] sans compagnon
14  [1.8] solitaire
Examples  15  [2.245] Ny vy tsy hiko-rontana irery;
16  [2.643] Izaho irery sisa no tokan-tena.
17  [2.4#96] Izay mandeha irery|drery dia mipetra-irery|drery tahaka ahy
Synonyms  18  irery tena, tokana
Analogs  19  iray, tokana, hany, fotsiny, monja, singana, tsyamboatsylambo, irerytena, boribory, vatokiboribory
Proverbs  20  Proverbs containing the word irery

Entry (2/2)21  irerỳ
Part of speech  22  pronoun [Full list]
Root  23  ir
All compound words 
Explanations in Malagasy  29  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka
Explanations in English  30  [1.7] those far away (in sight), plural of iry
Explanations in French  31  [1.8] ceux-lĆ , bien loin (visibles); pluriel de iry
Tables and plates  32  All the pronouns

Anagrams  33  irery, irerỳ

Updated on 2025/08/10