Entry |
jery
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1]
|
Explanations in English | A look [1.7]
|
Explanations in French | Regard [1.3, 1.8]
|
| Coup d'oeil Figuré: attention, charité, commisération [1.3]
|
| Vue [1.13]
|
Examples | Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa.
[2.332]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
jery
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Mahafaly, Sihanaka]
hevitra
[1.78]
|
|
Entry |
jery
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|