Entry | lambondriaka | |
Elementary words | lambo ; riaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany [1.1] | |
Explanations in English | [Provincial] A sea hog, a porpoise [1.2] | |
Explanations in Malagasy | Dauphin [2.356] | |
Examples | Mijery irony andiana hazandrano manidina tsy fahita, na ny lambondriaka misavoana sy manao antsitrika eny anaty ranobe.
[2.356] | |
Vocabulary | Zoology: mammals | |
Synonyms | lambondrano | |
Updated on 2024/01/15 |