Entry |
mihaingo
(haingo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady
[1.1]
|
Explanations in English | To adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2]
|
| To adorn oneself [1.7]
|
Explanations in French | S'orner; être paré [1.8]
|
Examples | Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany.
[2.48]
|
Morphology |
Present : |
mihaingo |
Past : |
nihaingo |
Future : |
hihaingo |
Imperative : |
mihaingoa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|